<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 6:12 | And it was told king |
Ary nambara tamin' i Davida mpanjaka hoe: Jehovah efa nitahy ny ankohonan' i Obed-edoma sy izay nananany rehetra noho ny fiaran' Andriamanitra. Dia nandeha Davida ka nampakatra ny fiaran' Andriamanitra tamim-pifaliana avy tao an-tranon' i Obed-edoma ho any an-Tanànan' i Davida. | Nisy olona tonga nilaza tamin' i Davida mpanjaka nanao hoe: Nambinin' ny Tompo ny ankohonan' i Obededoma sy ny ananany rehetra, noho ny amin' ny fiaran' Andriamanitra. Dia niainga nandeha Davida, ka nampiakatra ny fiaran' Andriamanitra avy any an-tranon' i Obededoma ho any an-tanànan' i Davida, nombam-panotrona maro niravoravo. | On rapporta au roi |