<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 5:8 | And |
Ary hoy Davida tamin' izany andro izany: Izay mamely ny Jebosita, dia aoka hananika ho eo amin' ny riana ka hamely, ny mandringa sy ny jamba izay halan' ny fon' i Davida. Koa dia mby am-pitenenana hoe: Izay jamba mandringa tsy ho tafiditra ao an-trano. | Ary hoy Davida tamin' izany andro izany: Na iza na iza hamely ny Jeboseana, ka hihazo amin' ny làlan-drano... Fa ny mandringa sy ny jamba koa dia mankahala ny ain' i Davida. Izany no nihavian' ilay fitenenana hoe: Tsy ho tafiditra an-trano ny jamba sy ny mandringa. | Ce jour-là, |