<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 3:27 | And when |
Ary nony niverina tao Hebrona Abnera, dia nentin' i Joaba nitanila tao anaty vavahady hiresaka aminy mangingina, kanjo nasiany tamin' ny kibony ka matiny ho todin' ny ran' i Asahela rahalahiny. | Nony tafaverina tao Hebrona Abnera dia nentin' i Joaba nihataka kely tao anaty vavahady, toy ny hiresaka aminy moramora; kanjo nony mby tao, nofatsahany tamin' ny kibony izy; dia maty izy noho ny amin' ny ràn' i Asaela, rahalahin' i Joaba. | Quand |