<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 24:21 | And |
Ary hoy Araona: Ahoana no ahatongavan' ny mpanjaka tompoko atý amin' ny mpanompony? Dia hoy Davida: Hividy ny famoloana aminao mba hanorenako alitara ho an' i Jehovah hitsaharan' ny areti-mandringana tsy hamely ny olona intsony. | dia nivoaka Areonà, ka niankohoka tamin' ny tany teo anoloan' ny mpanjaka nanao hoe: Inona izato nahatongavan' ny mpanjaka tompoko aty amin' ny mpanompony? Ary hoy ny navalin' i Davida: Hividy ity famoloana ity aminao, hanorenana otely ho an' ny Tompo mba hihatahan' ny areti-mandringana amin' ny vahoaka. |