<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 23:16 | And the three mighty men brake through the host of the |
Ary ireo telo lahy mahery namaky teo amin' ny miaramilan' ny Filistina ka nanovo rano tamin' ny fantsakana tao Betlehema, izay teo anilan' ny vavahady, dia nentiny ho any amin' i Davida; kanjo tsy nety nisotro izy, fa naidiny ho an' i Jehovah iny. | Niaraka tamin' izay, dia namakivaky ny tobin' ny Filistina ireto lehilahy mahery telo lahy, ka nanovo rano teo amin' ny famorian-drano ao am-bavahadin' i Betleema; dia noraisiny sy nentiny nankeo amin' i Davida. Kanjo tsy nety nisotro Davida fa nataony fanatitra araraka ho an' ny Tompo izany, fa hoy izy: | Les trois preux, s' ouvrant un passage au travers du camp philistin, tirèrent de l' eau au puits qui est à la porte de |