<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 20:11 | And one of |
Ary ny zatovon' i Joaba anankiray nijanona teo anilan' ny faty ka nanao hoe: Izay miandany amin' i Joaba sy Davida dia aoka hanaraka an' i Joaba. | Fa ny anankiray tamin' ny zatovon' i Joaba nijanona teo anilan' i Amasà, ka nanao hoe: Izay mankasitraka an' i Joaba izay miandany amin' i Davida, dia aoka hanaraka an' i Joaba! | L' un des cadets de |