<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 2:24 | Ary Joaba sy Abisay dia nanenjika an' i Abnera; ka nony tonga teo amin' ny havoana Ama izy, izay tandrifin' i Gia amin' ny lalana mankany amin' ny efitr' i Gibeona, dia maty ny masoandro. | Ary Joaba sy Abisaïa nanenjika an' i Abnera ary tamin' ny nilentehan' ny masoandro izy no tonga teo amin' ny havoan' i Amah izay eo atsinanan' i Giaka, amin' ny làlana mankany an' efitr' i Gabaona. |