<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 2:1 | And it came to pass after this, that |
Ary rehefa afaka izany, Davida dia nanontany tamin' i Jehovah hoe: Hiakatra ho any amin' ny tanànan' ny Joda anankiray va aho? Dia hoy Jehovah taminy: Miakara. Ary hoy Davida: Any aninona no hiakarako? Dia hoy Izy: Any Hebrona. | Taorian' izany dia nanontany an' ny Tompo Davida nanao hoe: Hiakatra any amin' ny anankiray amin' ny tanànan' i Jodà va aho? Dia hoy ny navalin' ny Tompo azy: Miakara. Hoy Davida: Aiza no hiakarako? Ary Iaveh namaly hoe: Any Hebrona. | Après cela, |