<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 19:10 | And |
Ary ny vahoaka rehetra tamin' ny firenen' Isiraely nifanditra hoe: Ny mpanjaka no namonjy antsika tamin' ny tanan' ny fahavalontsika, indrindra fa tamin' ny tanan' ny Filistina; nefa ankehitriny dia efa nandositra niala tamin' ny tany izy noho ny amin' i Absaloma. | Samy niaiky diso ny vahoaka rehetra, amin' ny fokon' Israely rehetra nanao hoe: Nanafaka antsika tamin' ny tànan' ny fahavalontsika ny mpanjaka, izy no namonjy antsika tamin' ny tànan' ny Filistina, fa ankehitriny hany heriny nandositra niala tamin' ny tany teo anatrehan' i Absaloma. | Dans toutes les tribus d' |