<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 15:4 | Ary hoy koa Absaloma: Enga anie ka izaho no voatendry ho mpitsara amin' ny tany, ary ho avy atý amiko ny olona rehetra izay manana ady sy teny hotsaraina, dia homeko rariny izy! | Ary nanampy indray Absaloma nanao hoe: Iza re no hanangana ahy ho mpitsara amin' ny tany? Fa na iza na iza manana ady aman-draharaha dia ho tonga aty amiko ka homeko ny rariny avokoa. |