<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 14:25 | But in all |
Ary tsy nisy lehilahy tsara tarehy noderaina fatratra tahaka an' i Absaloma teo amin' ny Isiraely rehetra, fa hatrany am-paladiany ka hatrany an-tampon-dohany dia tsy nisy tsiny izy. | Tamin' Israely rehetra tsy misy olona malaza tahaka an' i Absaloma noho ny hatsaran-tarehiny. Hatramin' ny faladiany ka hatramin' ny tampon-dohany tsy nanan-kilema akory izy. Raha mihara-doha izy - isan-taona izy no nanao izany, raha nahavesatra azy ny volon-dohany, dia noharatany, - | Dans tout |