<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 13:30 | And it came to pass, while they were in the way, that tidings came to |
Ary raha mbola teny an-dalana izy ireo, dia tonga tao amin' i Davida ny filazana hoe: novonoin' i Absaloma avokoa ny zanakalahin' ny mpanjaka, ka tsy nasiany miangana na dia iray akory aza. | Mbola teny an-dàlana izy ireo, dia efa tonga tao amin' i Davida sahady ny filazana hoe: Novonoin' i Absaloma tsy nasiany iray niangana ny zanakalahin' ny mpanjaka rehetra! | Comme ils étaient en chemin, cette rumeur parvint à |