<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 10:2 | Then said |
Ary hoy Davida: Hanisy soa an' i Hanona, zanak' i Nahasy, aho, toy ny soa nataon-drainy tamiko. Ary Davida naniraka ny mpanompony hitsapa alahelo azy ny amin-drainy. Ary tonga tany amin' ny tanin' ny taranak' i Amona ny mpanompon' i Davida. | Ary hoy Davida: Hampiseho fankasitrahana amin' i Hanona zanak' i Naasa aho, toy ny nampisehoan-drainy fankasitrahana tamiko. Dia nampitondra fitsapana alahelo azy noho ny amin-drainy Davida tamin' ny alàlan' ny mpanompony. Nony tonga tany amin' ny tanin' i Amona ny mpanompon' i Davida, |