Entry zavamaniry
Elementary words zava- (zavatra) ; maniry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana ikambanan' ny zavatra rehetra avy amin' ny voa alevina ao anaty tany ka mitombo ho azy irery ao, misy faka, taho, ravina, voniny ary voa [1.1]
Explanations in French Plante, végétation [1.13]
 Nom général des végétaux, de tout ce qui fait des pousses ( maniry vient de tsiry). Par opposition à zava-miaina: tout ce qui a une haleine, un souffle ( aina). Dans cette classification empirique malgache, beaucoup d'animaux inférieurs comme les coraux sont assimilés à des plantes. [1.196]
Examples 
1Manan' aina ny zavamaniry rehetra. [2.332]
2Ireto avy ireo zavamaniry ahazoana menaka. [2.117]
3Malaza ho mahay fanafody avy amin' ny zavamaniry ny Kalanoro. [2.508]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/11/24