Entry volovolo (volo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Havana akaiky (io teny io dia ampiasaina miaraka amin' ny "Tsy"): Tsy taovana tsy volovolo: Tsy havana tsy inon-tsy inona [1.1]
Vocabulary 
Derivatives 

Entry volovolo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Volo malemy na mandady [1.78]
  [Taisaka] Volomandady [1.78]
  [Bezanozano] Volomalemy [1.78]

Updated on 2023/01/20