Entry |
voaloboka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavamaniry mandadina izay mamoa voany mamy fanaovana divay [1.1]
|
Explanations in English | Grapes [1.7]
|
Explanations in French | Raisin, vigne [1.8]
|
| (de voa : fruit ; et loboka : pendant ; allusion aux grappes pendantes). Ce nom était d'abord donné aux Vitaceae autochtones ; on ne le trouve plus guère que chez les Sakalava pour
Cissus auricoma Desc. (Vitaceae) (dont les fruits sont recherchés). On dit plutôt de nos jours
voalobokala. Depuis l'introduction des Vignes européennes :
Vitis vinifera L., et américaine :
Vitis labrusca L., et de leurs hybrides, cultivés surtout autour de Tananarive, Antsirabe, Fianarantsoa et Ambalavao, voaloboka désigne plutôt ces espèces introduites ; mais on précise parfois,
voalobobazaha .
[1.196]
|
Scientific name | Cissus auricoma, Vitis labrusca, Vitis vinifera |
Examples |
1 | Sarotra izany fambolena voaloboka izany.
[2.332]
|
2 | ary dia narary mafy aho, koa tsy nahatelin-kanina afatsy ron-katsaka, sy mananasy sy voaloboka.
[2.59]
|
3 | Zava-maniry manambaka ny Tanivo ity atao hoe takohoka ity, fa tsy misy hafa amin' ny voaloboka ny raviny, saingy feno tsilo hatramin' ny tahony, ka na omby aza tsy sahy mamaky azy.
[2.471]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Other spellings |
Proverbs |
Article |
|