Entry ve
Part of speech particule [full list]
Explanations in Malagasy Kianteny kely enti-manontany, ka tsy manomboka fehezanteny no ampiasana azy fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana: Handeha ve ianao amin' ny Alakamisy? -- Amin' ny Alakamisy ve ianao no handeha? Indraindray, azo ampiasaina miaraka amin' ny moa ny ve ka atao manarakaraka azy: Moa ve hijanona ianao? [1.1]
Explanations in French Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3]
Examples Hianao ihany ka tsy hanao izany ve ? (Vous en êtes bien capable, vous êtes assez osé pour cela) [1.3]
Synonyms va
Analogs  moa

Entry ve
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Fivoizana lakana [1.78]
  [Betsimisaraka] Fivoy, hazo fisaka misy tahony lavalava entina mitondra lakana [1.78]
Vocabulary 
Derivatives 
Synonyms five

Entry ve
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Evina [1.78]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31