Entry vavorona (vava, orona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ireo lavak' orona roa hita amin' ny olombelona sy ny biby sasantsasany toy ny omby, soavaly, alika, saka sns..., mba hidiran' ny rivotra iainana ary koa hivoahan' ny rivotra izay vao avy niainana [1.1]
Explanations in English The nostrils [1.7]
Explanations in French Les narines [1.8]
Vocabulary 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31