Entry vatorano
Elementary words vato ; rano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana vatomainty izay mainty dia mainty ary mafy izaitsizy, ela vao mafana raha hafanaina, ka raha mandalo eo aminy ny entona tonga rano [1.1]
 Vato vandana mainty [1.13]
Explanations in French Granit [1.13]
Vocabulary 
Synonyms granita ~ vatomainty
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/04/02