Entry |
vangy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fandehanana mitsidika olona any aminy; fitsapana alehelo noho ny fahafatesan-kavana [1.1]
|
Explanations in French | Visite [1.3]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
vangy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Nify maranitra sady somary lavalava kokoa noho ny sasany manelanelana ny vazana sy ny nify anoloana, eo an-kilany sy an-daniny avy [1.1]
|
| Ombalahinify [1.13]
|
Explanations in English | Dents canines des chiens Longueur des dents chez un individu [1.2]
|
Explanations in French | Mandibule, canine [1.13]
|
Examples | Fa namorivory kosa ny moron-drano, dia nampitsidika ny lohany ipoiran' ny vangy roa miranirany teo ambony fasika ny mamba.
[2.5]
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
|