Entry tete
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rano pitiny kely mianjera mitsitaitaika ka boribory kely ny endriny (tsy fampiasa amin' izao io teny io, fa ny matoanteny mitete no entina misolo azy): Andraraho fanafody indimy mitete (fa tsy indimy tete) ity rano ity. [1.1]
Explanations in French Goutte [1.13]
Derivatives 

Entry tête
Part of speech feminine noun
Explanations in French Loha [1.9, 1.8]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31