Entry tsipilavaka
Elementary words tsipy ; lavaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka [1.1]
Examples Tapitra tafavoaka izahay ary efa niomana ny hanao kanety, na raboka, na tapimaso, na tsipilavaka. [2.332]
Vocabulary 
Synonyms antsipilavaka

Updated on 2023/06/12