Entry tsingarangadona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-balala vaventiventy volonkary matroka, fahita eny amin' ny tany be vato misy kotofohin' ahitra na dombato, ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [1.1]
Examples Tsingarangadona fa nidona
valalanamboa fa nitsipika
[2.131]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31