Entry tsindrimpeo (tsindry, feo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanindriana ny feo manokana eo am-panononana teny iray: lavitra. Misy efatra ny fiantsoana ny tsindrimpeo: renitsindrimpeo (tsindrimpeon' ilay reny teny farany: ankizy kely maro); zanatsindrimpeo: ireo tsindrimpeo hafa; tsindrimpeo fototra (tsindrimpeompototeny: levona); tsindrimpeo am-panovanana na nikisaka: levonina [1.1]
Explanations in French Accent d'intensité, accent tonique [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2020/07/31