Entry tsindretra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-bibikely any anaty rano izay tonga angidina rehefa avy miofo fanindroany. (Toetra voalohany isehoan' ny angidina raha vao foy izany ny tsindretra alohan' ny hiofoany ho ondrindrano, izay hiofo ho tena angidina) [1.1]
Examples Tsindretra kely ampovoan'Itasy
ka mitsoriaka ny voay tsy mahazo
mikaretsaka ny mamba tsy mahita
nahoana re?
[2.131]
Vocabulary 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31