Entry tsikonina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kilalao fanaon' ny ankizy taloha rehefa tonga ny fety lehibe toy ny fetim-pirenena: izy ireo no mahandro ny sakafony eny ankalamanjana, indraindray amin' ny vilany na fitaovana kely antonona azy [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31