Entry tsaitsaim-bary (tsaitsaika, vary)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny vary' mby eo amin' ny ambaratonga faharoa amin' ny fitotoana azy, izany hoe efa nototoina fanindroany ary mbola hototoina indray mandeha farany vao tena ho fotsy tsara (jer. Aivoka, Fotsy) [1.1]
Vocabulary 
Synonyms tsaitsainy

Updated on 2020/07/31