Entry | traky | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Lava na mandroso noho ny namany (nify): Traky nify ity zaza ity [1.1] | |
Examples | Lehilahy ratsy endrika, traky nify, maloto lamba, besikina izay izy io.
[2.472] | |
Vocabulary | Health | |
Anagrams | katry, kitra, traky, trika |
Updated on 2020/07/31 |