Entry tosidra (tosika, ra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanoheran' ny aritera amin' ny fanosehan' ny ra, ka raha mafy tsy mifandanja amin' ny fonon' ny aritera io fanosehana io dia mety ho tapaka ny lalandra [1.1]
 (tosi-dra) tohitry ny rindrin'ny lalandra amin'ny ra mikoriana ao aminy [1.13]
Explanations in French (tosi-dra) tension artérielle [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31