Entry torebina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [anglisy treble] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra: "Lohataona... Indreny fa manao tonera avo dia avo ny papango, arahin' ny railovy ny torebiny malefaka; ampian' ny goaika fasiny mikantsankantsana; dobohan' ny toloho ny besony mikotrokotroka (Rabenjamina Androvakely) [1.1]
Vocabulary 
Synonyms torebiny
Origin English: treble.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31