Entry tohina
Part of speech noun
Explanations in French Action de toucher [1.3]
Derivatives 
Compound words 

Entry tohina
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tavim-boninkazo dia nianjera
Sosotra na tezitra na mangoraka: Tohina ny foko mahita ilay vehivavy mahantra mibaby zaza mitsindroka eny an-dalambe
Tofoka, leony: Tohin-kazandrano aho tany amoron-tsiraka. [1.1]
Explanations in French Touché légèrement
Dégoûté, qui n'en veut plus (peu usité en ce sens) [1.3]
Examples 
1Hoy aho somary tohina. [2.944]
2Mora tohina amin'ny fony izy: [2.298]
Morphology 
Present : tohina, tohiko, tohinao, tohiny, tohintsika, tohinay, tohinareo, tohin', tohin-, tohim-, tohi-
Past : tohina, tohiko, tohinao, tohiny, tohintsika, tohinay, tohinareo, tohin', tohin-, tohim-, tohi-
Future : ho tohina, ho tohiko, ho tohinao, ho tohiny, ho tohintsika, ho tohinay, ho tohinareo, ho tohin', ho tohin-, ho tohim-, ho tohi-

Entry tohina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tsy rahazakan'ny taova zavatra iray, ary miseho amin'ny endrika samihafa [1.13]
Explanations in French Allergie [1.13]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/03/29