Entry testamenta
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny enti-milaza ny fizaran' ny Baiboly: ny testamenta taloha dia ny fizarana mitan-tara ny talohan' i Kristy ary ny testamenta vaovao, ny taty aorianany [1.1]
Examples Koa ny hevitry ny teny hoe «Testamenta » ao amin' ny Baiboly dia « Fanekena ». [1.38]
Vocabulary 
Origin French: testament.
Bibliography Rabary: Ny Baiboly

Updated on 2020/07/31