Entry |
tendrombohitra
|
Elementary words | tendro ; vohitra |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Havoana lehibe hita mandondona avo sady sarotra anihina [1.1]
|
Explanations in English | A mountain; the summit [1.7]
|
Explanations in French | Montagne [1.8, 1.13]
|
| Colline; sommet de montagne [1.8]
|
Examples |
1 | Ao amin' ny tendrombohitra tsy afak' olonarivo, hoy ity iraka.
[2.895]
|
2 | Nanondro tendrombohitra roa ambinifolo tany Imamo Andriambahoaka I.
[2.508]
|
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
Article |
Illustrations |
|
|