Entry | tapenaka | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Ny tapany ambony amin' ny rindrin' ny sakantrano, izay atao telozoro, ka ny lohany maranitra ambony no atao hipetrahan' ny vovonana, ary dia io tendrony maranitra io no atao hoe lohatapenaka [1.1] | |||
Explanations in English | The gable of a house [1.7] | |||
Explanations in French | Pignon d'une maison [1.8] | |||
Vocabulary | Economy: buildings, public works | |||
Compound words |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word tapenaka | |||
Anagrams | napetaka, panatake, tapenaka |
Updated on 2020/07/31 |