Entry | taolampanavy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Ireo taolana kilavalava roa somary mivolantsinana, mampitohy ny taolan-tratra amin' ny rangomaina [1.1] | |
[ taolam-panavy ] Taolana mampitohy ny taolan-tsandry amin'ny taolan'ivotratra [1.13] | ||
Explanations in English | [ taolam-panavy ] The collar-bone. [1.2] | |
Explanations in French | [ taolam-panavy ] Clavicule [1.3, 1.5, 1.13] | |
Vocabulary | Biology | |
Updated on 2020/07/31 |