Entry tanka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tarimon-pesta [2.472]
 Teny ilazana ny marary mivonto amin' ny tena, tarimo, na tarimon' areti-mifindia toy ny pesta izany na tarimo morainy fotsiny [1.1]
Examples -- Mararin' inona? hoy i Neny. -- Voan' ny tangìka, hono. [2.472]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31