Entry tandrimo (rimo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kilalao vita amin' ny hazo natao boribory kitsoloha misy fantsika, izay hodidinina kofehy, ka rehefa atsipy amin' ny tany ny tandrimo ka somary sintonina ny kofehy, mivaha haingana ilay izy ary mihodinkodina eo ambonin' ny fantsika ny tandrimo: Milalao tandrimo.
Mitovy hevitra: sangodina [1.1]
Explanations in English A top [1.7]
Explanations in French Toupie [1.8]
Examples Mbetika manao sangodim-panina eo amin' ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada! [2.471]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11