Entry | takilodrano | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Aretina avy amin' ny olitry ny kakandio (bilariziozy) tafiditra amin' ny tena (raha sendra mirobo-drano misy azy fotsiny), izay mahatonga ho reraka, mivalan-drano miharo ra na mivalana misy ra, ary miteraka fivontosan' ny aty sy ny sarakaty [1.1] | |
Aretina ateraky ny sokoraty [1.13] | ||
Explanations in French | Bilharziose [1.13] | |
Vocabulary | Health | |
Updated on 2020/07/31 |