Entry takiba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja [1.1]
 Ilany amin'ny kibo anelanelan'ny maoja sy ny taolan-tehezana [1.13]
Explanations in French Flanc [1.13]
Vocabulary 
Synonyms ila ~ tehezana
Holonym vatana
Co-meronyms hatoka, helika, kibo, lamosina, loha, nono, sandry, soroka, takibaka, tanana, tongotra, tratra, vody, vozona
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/08/06