Entry tai-maso
Elementary words tay ; maso
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsiranorano fotsifotsy manjary mivaingana eo amin' ny sisin' ny maso rehefa mifoha, amin' ny maraina [1.1]
Examples Fa hoy kosa ilay kary : "Ny taimaso haronina, ny kiho raisina, ny hatoka safoina. [2.69]
Vocabulary 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/02