Entry tafika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitambaran' ny miaramila enti-miady, miaramila amim-piadiana: Nandroso hamely ny fahavalo ny tafika
Fitambaran' ny miaramila mampiasa fiadiana sy fomba fiady iray: Ny tafika an-tanety, ny tafika an-dranomasina
Fitambaran' ny miaramila eo ambany fanevam-pirenena, foloalindahy: Izy no jeneraly mifehy ny tafika
Enti-milaza fahamaroan' isa, fahabetsahana: Betsaka ve ny olona niakatra tatỳ an-tanàna nijery fety? Tafika iray manontolo ka ianao angaha maninona! [1.1]
Explanations in English A war party; an army [1.7]
Explanations in French Expédition guerrière; armée [1.8]
Examples 
1Tonga ny tafika, hoy ny baikon' ilay lehibeny tao an-tanàna! [2.324]
2Tonga tokoa ny tariky ny tafika angilisy. [2.472]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : tafika, tafik', tafi-, tafiky
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 

Entry Tafika
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Examples ary i Tafika teo Ambohijanaka [2.48]
Vocabulary 
Tables and plates The ancient idols

Anagrams 

Updated on 2023/08/11