Entry tadim-poitra
Elementary words tady ; foitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Hozatra mitarehin-tady, ary mampitohy ny zaza ao an-kibo amin-dreniny eo anelanelan' ny ahitra [1.1]
 Lalan-tsakafo mampitohy ny zaza ao am-bohoka amin'ny reniny [1.13]
Explanations in English [Foitra, the navel.] The navel string. [1.2]
Explanations in French Cordon ombilical [1.13]
Examples Nony teraka dia nanatona fatana, ka alohan' ny hankanesana eo: nalevina eo amin' ny varavarambe (Ampamoahana) ny tadimpoitra. [2.245]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/17