Entry soflera
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr. chou-fleur] Karazan' anam-bazaha izay toy ny laisoa ny bikany nefa samy hafa karazana aminy, misy voniny mivondrona be eo afovoany ary io no hanina aminy fa tsy ny raviny akory [1.1]
Vocabulary 
Origin French: chou-fleur.

Updated on 2020/07/31