Entry sekoly
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Trano fianarana: Misy sekoly telo ao an-tanànanay [1.1]
Explanations in English A school [1.7]
Explanations in French école [1.8]
Examples 
1Toa hatsangana, hono, ny sekoly maro ary holavorariana ny trano fitsaboana maro isan-karazany. [2.470]
2Noroahina tao amin' ny sekoly aho. [2.472]
3Teo Ambohijatovo avaratra ny sekoly; [2.356]
Vocabulary 
Compound words 
Origin English: school.
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31