|
|
|
|

Entry (1/2)1  sandrify
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavamaniry rarin' ny vehivavy hatao harona eo amin' ny fotoana anaovana hasoavana ny zaza
Explanations in French  4  [1.3] espèce de palmier dont les feuilles sont employées dans la circoncision
5  [1.196] (dialecte non précisé). D'après Malzac, ce serait un Palmier dont les feuilles sont employées lors de la circoncision.
Vocabulary  6  Botany: palm

Entry (2/2)7  sandrify
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.78] [Taisaka] haronkely mifanarona sady fisaka
10  [1.78] [Sihanaka] kitapo
11  [1.78] [Tanala] haron-kely mifanarona somary lakana fitehirizana zavatra ilaina toy ny bokim-pianarana, vola, firavaka, ody na zavatra hafa
12  [1.1] Haronkely fitondran' ny mpianatra ny zavajavany kely momba ny fianarana
13  [1.13] karazan-kitapo voarary vita amin'ny zavamaniry
Explanations in French  14  [1.13] sac de paille

Updated on 2024/12/07