Entry sahona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-biby mivelona eny amoron' ny farihy sy heniheny, be monto-maso, malamalama hoditra, ary lava ny tongony aoriana noho ny eo aloha ka mahay mitsambikina izaitsizy izy; ny sahona dia biby miofo ka raha mbola kely izy, ka atao hoe tsiboboka, dia hafa dia hafa ny bika aman' endriny [1.1]
Explanations in English A frog [1.7]
Explanations in French Grenouille [1.3, 1.8]
Examples 
1Raha tany misy hotsaka, misy sahona; [2.69]
2Ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona. [2.558]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : sahona, sahoko, sahonao, sahony, sahontsika, sahonay, sahonareo, sahon', sahon-, sahom-, saho-
Prefixed : -tsahona, -tsahoko, -tsahonao, -tsahony, -tsahontsika, -tsahonay, -tsahonareo, -tsahon', -tsahon-, -tsahom-, -tsaho-
Compound words 
Phytonyms 
Hyponyms sahombora, sahomborera, sahondoroka
Proverbs 
Articles 

Entry sahona
Part of speech noun
Explanations in French  [Sakalava] (de hona : fondrière, sols bourbeux, vase). Nom des plantes semi aquatique vivant dans la vase. En Imerina sahona est le nom des grenouilles (l'origine est la même). D'après certains érudits malgaches c'est ce mot que dériverait saonjo. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/05/24