Entry risoriso
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza varotra tsy an-karihary ka misy fanararaotana tsy anerany amin' ny fanombanana ny vidin-javatra amidy; varomaizina
Mitovy hevitra: sikisiky ~ varo-maizina ~ varotra an-kobohobo [1.1]
Explanations in French Marché noir [1.13]
Vocabulary 
Synonyms varo-maizina

Anagrams 

Updated on 2020/07/31