Entry rantsankazo
Elementary words rantsana ; hazo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa [1.1]
 [ rantsan-kazo ] Ny sampan' ny hazo maniry [1.1]
Explanations in English [ rantsan-kazo ] The branch of a tree. [1.2]
Explanations in French Branches d'un arbre [1.196]
Examples 
1ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro. [2.59]
2Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy. [2.245]
Vocabulary 
Compound words 
Holonym hazo
Co-meronyms hoditra, ravina, vatana

Updated on 2023/08/07