Entry rambon-damba
Elementary words rambo ; lamba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny vola entina mitsapa alahelo ny mana-manjo. Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana, raha toa ka efa voalevina ny razana no tonga mamangy (efa voalevina mifono lamba ny maty, ka ny famangiana manaraka aty aoriana dia toy ny rambo manaraka ny lamba). (Jer. koa: ranombary tsy masaka, solontsosoa, fao-dranomaso, kofehy, solon-kofehy, zara levenana) [1.1]
Explanations in English A gift brought at the time of a funeral [1.7]
Explanations in French Participation financière apportée à un enterrement [1.8]
Examples Sasao madio dia madio ny fery, dia alaina ny fangoka (rambondamba) sy ny lavenon-dambarano sy ny kelihomandrĂ  (bozaka mandady tahaky ny sofin-totozy), ahandroina ny vary sosoa ridritra atao aman-dravina atao mahamay; [2.48]
Vocabulary 

Entry rambon-damba
Elementary words rambo
Part of speech noun
Explanations in English The fag-ends of a cloth, the thread left unwoven. [1.2]
 The end of a piece af weaving [1.7]
Explanations in French Frange au bout d'une étoffe qu'on tisse [1.8]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/11