Entry | rafaralahy | |
Elementary words | rafara ; lahy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka lahy zandriny indrindra amin' ny nateraka [1.1] | |
Explanations in English | The name given to the last-born male in a family. See Andriamparany [1.2] | |
Examples | Ary nony maty Andriandrantsaimasindreny, dia Rafaralahy indray zandry ny natao hifehy any Vakinankaratra.
[2.48] | |
Vocabulary | Relationships: family | |
Synonyms | randriamparany | |
Proverbs | Proverbs containing the word rafaralahy | |
Updated on 2023/11/27 |